plt_tq/2co/05/01.md

4 lines
248 B
Markdown
Raw Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nolazain'i Paoly fa mbola hananantsika raha rava ny fonenana eto an-tany izay itoerantsika?
Nilaza Paoly fa manana ny trano avy amin' Andriamanitra isika, trano izay tsy nataon'ny tanan'olombelona, fa trano mandrakizay, any an-danitra.