forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
306 B
Markdown
8 lines
306 B
Markdown
|
# Amin'iza no voasarona ny filazantsara?
|
||
|
|
||
|
Izany dia ho voasarona amin'ireo izay maty.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana ny filazantsara no voasarona amin'ireo izay maty?
|
||
|
|
||
|
Voasarona izany satria ny andriamanitr'izao tontolo izao dia nahajamba ny saina tsy minon'izy ireo ka tsy afaka mahita ny fahazavan'ny filazantsara izy ireo.
|