forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
174 B
Markdown
4 lines
174 B
Markdown
|
# Inona no taratasy fanamarinana nananan'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy?
|
||
|
|
||
|
Ireo mpino ao Korinto no taratasy fanamarinan'izy ireo, fantatra sy voavakin'ny olona rehetra.
|