forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
504 B
Markdown
8 lines
504 B
Markdown
|
# Inona no nandidian'i Hezekia ho ataon'ireo vahoakan'ny Jerosalema mba hifantohan'ireo mpisorona sy ireo Levita amin'ny fankatoavana ny lalàn'i Yaveh?
|
||
|
|
||
|
Ny vahoaka dia homena anjara iray amin'ireo mpisorona sy ireo Levita.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nitranga rehefa nivoaka tamin'ny olona ny didy?
|
||
|
|
||
|
Nomen'ny vahoakan'Israely ireo voaloham-bokatry ny vary, divay vaovao, diloilo, tantely, sy ny avy amin'ireo vokatra tany an-tsaha tamin'ny habetsany rehetra. Nomen'izy ireo ihany koa ny ampahafolon'ny zavatra rehetra.
|