plt_tq/1ti/06/06.md

8 lines
321 B
Markdown
Raw Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no lazain'iPaoly fa tombontsoa lehibe?
Nilaza i Paoly fa ny toetra araka'Andriamanitra no fahafaham-po no tombony lehibe.
# Nahoana no tokony ho afa-po amin'ny hanina s y fitafy isika?
Tokony ho faly isika satria tsy nitondra na inona na inona teo an-tany isika, ary tsy hahavita hitondra na inona na inona.