plt_tq/1sa/04/03.md

8 lines
354 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hevitra tapak'ireo loholon'Israely fa hatao mba hiarovana azy ireo amin'ny herin'ny fahavalony?
Nanapa-kevitra ny hitondra ny fiaran'ny vavolombelon'i Yaveh hiaraka amin'izy ireo ny loholona.
# Iza no niaraka tamin'ny fiaran'ny vavolombelon'i Yaveh tompon'ny maro?
Ireo zanak'i Ely roa lahy, Hofinia ary Finehasa no niaraka tamin'ny fiara.