plt_tq/tit/03/09.md

9 lines
272 B
Markdown
Raw Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no tokony hialan'ireo mpino?
Tokony hiala amin'ny adihevitra adala ireo mpino.
# Iza no tokony holavina aorian'ny fampitandremana iray na roa?
na iza na iza mahatonga ny fizarana eo amin'ny ireo mpino dia tokony holavina aorian'ny fampitandremana iray na roa.