plt_tq/phm/01/14.md

9 lines
314 B
Markdown
Raw Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# inona no tian'i Paoly hataon'i Filemona an'i Onesimosy?
Tian'i Paoly hanafaka an'i Onesimosy amin'ny fanandevozana i Filemona, ary hanaiky ny hiverenan'i Onesimosy amin'i Paoly.
# Ahoana ny tian'i Paoly hijerevan'i Filemona an'i Onesimosy?
Tian'i Paoly hijery an'i Onesimosy tahaka ny rahalahany i Filemona.