plt_tq/jas/05/19.md

5 lines
223 B
Markdown
Raw Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no ataon'ny olona iray izay mitarika ny mpanota hiala amin'ny fahadisoany?
ny olona iray izay mitarika ny mpanota hiala amin'ny fahadisoany dia mamonjy ny fanahy amin'ny fahafatesana ary manarona fahotana marobe.