plt_tq/jas/02/21.md

9 lines
411 B
Markdown
Raw Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana ny fomba nampisehon'Abrahama ny finoany tamin'ny alalan'ireo asany?
Nampiseho ny finoany tamin'ny alalan'ny asany i Abrahama rehefa nanolotra ani' Isaka teo amboni'ny alitara.
# Inona ny soratra masina izay notanterahina niaraka tamin'ny finoana sy ny asan'i Abrahama?
Ny soratra masina izay notanterahina dia milaaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaina taminy ho fahamarinana izany."