plt_tq/3jn/01/01.md

17 lines
544 B
Markdown
Raw Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona ny fiantso nampidiran'ny mpanoratra an'i Jaona ao amin'ny taratsy?
Nampiditra ny tenany loholona i Jaona.
# Inona no fifandraisana hanana'i Jaona amin'ny Galo,ilay iray izay nandray nyn taratasy?
I Jaona dia tia an'i Galo amin'ny fahamarinana.
# Inona no hivavahan'i Jaona momba ny Galo?
Niavavahan'i Jaona i Galo mba ho hambinina amin'ny zavatra rehetra ary ho salama, toy ny hanambinana ny fanahiny.
# Inonan no fifaliana lehibe an'i Jaona?
Ny fifaliana lehiben'i Jaona dia ny maheno fa ny zanany dia handeha am-pahamarinana.