plt_tq/2jn/01/04.md

13 lines
413 B
Markdown
Raw Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nahoana i Jaona no faly?
Faly i Jaona satria nahita ny zanak'ireo vehivavy sasatsasany izy mandeha amin'ny fahamarinana.
# Inona no didy no nolazain'i Jaona fa nananan'izy ireo hatramin'ny fiandohana?
Nilaza i Jaona fa nanana ny didy mba hitia ny tsirairay hatramin'ny fiandohana izy ireo.
# Inona no nolazain'i Jaona fa fitiavana?
Nilaza i Jaona fa ny fitiavana dia ny fanarahana ny didin'Andriamanitra.