forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
640 B
Markdown
8 lines
640 B
Markdown
|
# Hanao inona izay rehetra tavela amin'ireo firenena izay tonga hanohitra an'i Jerosalema?
|
||
|
|
||
|
Ireo rehetra izay tavela amin'ireo firenena ireo dia hiakatra isan-taona isan-taona mba hidera ny mpanjaka, Yaveh tompon'ny maro, ary hitandrina ny Firavoravoana amin'ireo Fialofana.
|
||
|
|
||
|
# Inona no hiseho raha ny olona avy amin'ireo firenena rehetran'ny tany no tsy hiakatra any Jerosalema mba hidera ny mpanjaka, Yaveh tompon'ny maro?
|
||
|
|
||
|
Raha tsy niakatra any Jerosalema ny olona, tsy hitondra orana amin'izy ireo i Yaveh. Areti-mandringana avy amin'i Yaveh no hanafika ireo firenena izay tsy miakatra mba hitàna ny Firavoravoana amin'ireo Fialofana.
|