plt_tq/zec/12/04.md

4 lines
417 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Amin'ny andro izay hiangonan'ireo firenena rehetra hanoitra an'i Joda, inona ireo zavatra miavaka nolazain'i Yaveh ho hataony amin'ireo soavaly ary ireo miaramila fahavalo mpitaingi-tsoavaly?
Hoy i Yaveh hoe hamely ny soavaly tsirairay amin'ny horohoro Izy ary amin'ny fahaverezan-tsaina ny an'ny mpitaingi-tsoavaly. Nilaza ihany koa i Yaveh fa hamely ny soavalin'ireo miaramila tsirairay amin'ny fahajambana Izy.