forked from WA-Catalog/plt_tq
5 lines
389 B
Markdown
5 lines
389 B
Markdown
|
# Hoy i Yaveh hoe hanangana mpiandry ondry eo amin'ny tany Izy. Inona no ho hataon'ilay mpiandry ondry?
|
||
|
|
||
|
Tsy hikarakara ilay ondry ilay mpiandry ondry. Tsy hiraharaha ny ondry izay efa maty izy, na
|
||
|
tsy hitady ny ondry izay lasa any amin'ny lalan-diso, na hanasitrana ny ondry mandringa izy. Tsy hamahana ny ondry izay salama, fa hihinana ny ondry matavy ary hamiravira ny kitron'ireo izy.
|