plt_tq/zec/11/10.md

8 lines
229 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no notapahin'i Zakaria ny tehiny "Fahasoavana"?
Notapahiny izany mba hanafoanana ny fanekena izay nataony tamin'ireo fokony rehetra.
# Ohatrinona ny karaman'i Zakaria?
Nandoavana sekely volafotsy telopolo i Zakaria.