plt_tq/zec/11/07.md

8 lines
354 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no anaran'ireo tehina roa izay nampiasain'i Zakaria tamin'ny fiandrasana ny ondry izay ho vonoina?
Ny anaran'ireo tehina roa dia "ahasoavana" sy "fikambanana."
# Nahoana i Zakaria no namono ireo mpiandry ondry telo tao anatin'ny iray volana?
Nanao izany i Zakaria satria tsy naharitra tamin'ireo mpiandry ondry izy ary nankahala azy koa ireo.