plt_tq/zec/08/11.md

4 lines
356 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Yaveh fa tokony nandritra ny fotoan'i Zakaria?
Fa hoy i Yaveh hoe tsy ho toy ny tamin'ny andro fahiny izany. Nilaza ny hamafy ny voan'ny fiadanana Izy. Hanome ny voany ny hazom-boaloboka, ary ny tany hanome ny vokam-pamboleny. Hanome ny andony ny lanitra. Hampandovain'i Yaveh ireo zavatra rehetra ireo ny sisa amin'ity vahoaka ity.