plt_tq/zec/06/12.md

4 lines
291 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no notenenin'i Yaveh tompon'ny maro ho hataon'i Josoa zanaka lahin'i Jozadaka, ilay mpisoronabe?
Hitombo eo amin'ny misy azy i Josoa sady hanorina ny tempolin'i Yaveh, hanangana avo ny famirapiratan' izany, dia hipetraka sy hanapaka eo amin'ny seza fiandrianany no nolazain'Yaveh.