forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
399 B
Markdown
8 lines
399 B
Markdown
|
# Inona no hitan'i Zakaria nivoaka avy teo anelanelan'ireo tendrombohitra roa?
|
||
|
|
||
|
Nahatazana kalesy efatra nivoaka avy teo anelanelan'ny tendrombohitra roa i Zakaria.
|
||
|
|
||
|
# Inona avy ny lokon'ireo soavaly isaky ny kalesy?
|
||
|
|
||
|
Ny kalesy voalohany dia nanana soavaly mena, ny kalesy faharoa nanana soavaly mainty, ny kalesy fahatelo nanana soavaly fotsy ary ny kalesy fahefatra dia nanana soavaly sada fotsy.
|