plt_tq/zec/05/10.md

4 lines
230 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nentin'ilay vehivavy nankaiza ny harona ary inona no tanjony?
Nentin'ilay vehivavy hanorenana tempoly any amin'ny Sinara izany, ka rehefa vonona ny tempoly, dia hampitoerina any eo amin'ny fototra voahomana ho azy ilay harona.