plt_tq/zec/04/08.md

12 lines
438 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no ahafantaran'ny olona fa nalefan'Yaveh ho azy ireo i Zakaria?
Fantatry ny olona rehefa hitan'izy ireo ny faminaniany; nametraka ny fototr'ity trano ity ny tanan'i Zerobabela ary hamita izany.
# Inona no hitan'ny olona teo amin'ny tanan'i Zerobabela?
Mahita vato pilao amin'ny tanan'i Zerobabela ny olona.
# Inona no dikan'ireo lahin-jiro fito?
Ireo lahin-jiro fito dia ireo mason'i Yaveh izay mijery an'izao tontolo izao.