plt_tq/zec/03/06.md

4 lines
329 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nampanantenan'i Josoa, ilay mpisoronabe, raha mandeha amin'ireo lalan'Yaveh ary nandray ny baikony izy?
Nampanantena an'i Josoa i Yavesh fa hifehy ny tranon'i Yaveh izy ary hitandrina ny didiny. Nampanantena ihany koa i Yaveh fa hamela an'i Josoa hiditra sy handeha eo amin'ireo izay mijoro manoloana an'i Yaveh Izy.