forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
257 B
Markdown
4 lines
257 B
Markdown
|
# Iza ireo mpanefy vy efatra izay hitan'i Zakaria ary nandeha nanao inona izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Ireo mpanefy vy dia ireo olona izay nandeha nandroaka ary mba handrava ireo tandrok'ireo firenena izay nanandratra tandroka manohitra ny tanin'i Joda mba hanaparitaka azy.
|