plt_tq/tit/02/09.md

8 lines
346 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana no tokony fitondran-tenan'ireo andevo izay mpino?
Tokony hankato ireo tompony izy ireo, tsy mangalatra azy ireo, ary tokony hampiseho finoana tsara.
# Rehefa nitondra-tena toy ny nampianaran'i Paoly ireo andevo, dia inona no vokatra azo avy amin'izany?
Manao ny fampianaran'Andriamanitra ho mpamonjy manintona antsika amin'ny hafa.