plt_tq/rut/03/12.md

8 lines
368 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no sakana hisoroan'i Boaza avy amin'ny fanaovana ny anjara maha mpihavana avy hatrany ho an'i Rota?
Tsy nisy havana akaiky hafa mihoatra an'i Boaza.
# Ahoana no nandehanan'i Boaza namaritra izay hiasa tahaka ny havana ho an'i Rota?
Raha efa vonona ilay havana akaiky, dia hanao anjaram-pihavanana izy, fa raha tsy vonona izy, dia Boaza no ho havana akaiky.