plt_tq/rom/09/03.md

8 lines
378 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no hirian'i Paoly hatao ho an'ireo rahalahy araka ny nofo, sy ireo Israelita?
Haniry ho voaozona hiataka amin'Andriamanitra i Paoly ho an'ireo rahalahiny.
# Inona no hanan'ireo Israelita ao amin'ny tantaran'izy ireo?
Nanana fananganana, ny voninahitra, ireo fankatoavana, ny fanomezan'ny lalàna, ny fiderana an'Andriamanitra, ary ireo fampanantenana ireo Israelita.