plt_tq/rev/19/07.md

8 lines
343 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nahoana ilay feo no nilaza fa ireo mpanompon'Andriamanitra dia tokony hifaly sy hiravo?
Ireo mpanompon'Andriamanitra dia nasaina nifaly sy niravo satria efa ho tonga ny fankalazana ny Zanak'ondry.
# Inona no niakanjoan'ilay ampakarin'ny Zanak'ondry?
Ilay ampakarina dia niakanjo lamba rongony, izay asa marin'ireo olomasin'Andriamanitra.