plt_tq/rev/19/01.md

8 lines
398 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nolazain'ilay feo mahery tany an-danitra momba ny fitsaran'Andriamanitra?
Ilay feo mahery tany an-danitra nilaza fa ny fitsaran'Andriamanitra dia marina sy mahitsy.
# Nahoana Andriamanitra no nitsara ilay mpivaro-tena lehibe?
Andriamanitra nitsara ilay mpivaro-tena lehibe satria nanaratsy ny tany tamin'ny fijangajangany izy ary namaly faty ny ràn'ireo mpanompon'Andriamanitra izy.