plt_tq/rev/16/12.md

8 lines
350 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no niseho rehefa voararaka ny lovian'ny fahatezeran'Andriamanitra faha-enina?
Ritra ny onin'i Eofrata mba hanomanana ny lalan'ny mpanjaka avy any antsinanana.
# Nivoaka mba hanao inona ireo fanahy maloto telo?
Ireo fanahy maloto telo dia nivoaka mba hanangona ireo mpanjakan'izao tontolo izao ho an'ny adin'ny andro lehiben'Andriamanitra.