plt_tq/rev/12/05.md

12 lines
303 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona ho ataon'ilay zazalahy?
Ilay zazalahy dia hanapaka ny firenena rehetra amin'ny tehina vy.
# Ho aiza ilay zazalahy?
Ilay zazalahy dia nalaina an-keriny ho any amin'Andriamanitra sy ho eo amin'ny seza fiandrianany.
# Aiza ilay vehivavy no handeha?
Ilay vehivavy dia handositra any an'efitra.