plt_tq/rev/10/08.md

8 lines
341 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nasaina nalain'i Jaona teny amin'ilay anjely mahery?
Jaona dia nolazaina haka ilay horonan-taratasy misokatra eny amin'ilay anjely.
# Inona no nolazain'ilay anjely fa hiseho rehefa mihinana ilay horonan-taratasy i Jaona?
Ilay anjely nilaza fa ny horonan-taratasy dia ho mamy ao am-bavan'i Jaona, fa hampangidy ny ao an-kibony.