plt_tq/rev/08/08.md

4 lines
235 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no niseho rehefa notsofina ny trompetra faharoa?
Rehefa notsofina ny trompetra faharoa, dia lasa rà ny ampahatelon'ny ranomasina, maty ny ampahatelon'ny zava-manan'aina tao an-dranomasina, ary rava ny ampahatelon'ireo sambo.