plt_tq/rev/07/13.md

8 lines
382 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza no nolazain'ireo loholona ho ilay iray izay miakanjo fotsy lava nanoloana ny seza fiandrianana?
Ny loholona nilaza fa ireo izay nivoaka avy tao amin'ny Fahoriana Lehibe izany.
# Ahoana no namotsian'ireo izay nanoloana ny seza fiandrianana ny akanjo lavan'izy ireo?
Nofotsian'izy ireo tamin'ny alalan'ny fanasana izany tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry ny akanjo lavan'izy ireo.