forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
435 B
Markdown
8 lines
435 B
Markdown
|
# Inona noho ny avy eo no hitan'i Jaona teo alohan'ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy nanoloana ny Zanak'ondry?
|
||
|
|
||
|
Jaona nahita olona maro be avy amin'ny firenena, ny foko, ny olona, ary ny fiteny rehetra nanoloana ny seza fiandrianana.
|
||
|
|
||
|
# Araka ireo izay nanoloana ny seza fiandrianana, an'iza ny famonjena?
|
||
|
|
||
|
Ireo izay nanoloana ny seza fiandrianana niantso tamin'ny feo mahery fa ny famonjena dia an'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry.
|