plt_tq/rev/06/01.md

8 lines
311 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nataon'ilay Zanak'ondry tamin'ilay horonan-taratasy?
Nosokafan'ilay Zanak'Ondry ny iray tamin'ireo tombo-kase fito teo amin'ilay horonan-taratasy.
# Inona no hitan'i Jaona rehefa voasokatra ny tombon-kase voalohany?
Nahita soavaly fotsy i Jaona, niaraka tamin'ny mpitaingina nivoaka ho mpandresy.