plt_tq/rev/05/11.md

4 lines
229 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nolazain'ireo anjely hoe maha-mendrika ny Zanak'ondry ny handray azy?
Ireo anjely nilaza fa ny Zanak'ondry dia mendrika handray ny hery, ny harena, ny fahendrena, ny tanjaka, ny haja, ny voninahitra, ary ny fiderana.