plt_tq/rev/04/09.md

8 lines
511 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no ataon'ireo loholona efatra amby roapolo rehefa manome voninahitra an'Andriamanitra ireo zava-manan'aina?
Ireo loholona efatra amby roapolo dia mampiondrika ny tenan'izy ireo eo anoloan'ilay seza fiandrianana ary miankohoka, manipy ny satro-boninahitr'izy ireo.
# Inona no lazain'ireo loholona momba ny asan'Andriamanitra amin'ny fahariana?
Ireo loholona milaza fa Andriamanitra nahary ny zava-drehetra ary tamin'ny alalan'ny sitrapony no nisian'ny zavatra rehetra sy nahariana ny zavatra rehetra.