forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
489 B
Markdown
12 lines
489 B
Markdown
|
# Nosoratana ho an'ny anjely iza ny ampahany manaraka amin'ny boky?
|
||
|
|
||
|
Ny ampahany manaraka amin'ny boky dia nosoratana ho an'ny anjelin'ny fiangonana ao Sardisy.
|
||
|
|
||
|
# Inona no lazan'ny fiangonana ao Sardisy, kanefa inona no marina momba azy ireo?
|
||
|
|
||
|
Ny hoe velona izy ireo no lazan'ny fiangonana ao Sardisy, kanefa ny marina dia hoe maty izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nampitandreman'i Kristy ho ataon'ny fiangonana ao Sardisy?
|
||
|
|
||
|
Kristy dia nampitandrina azy ireo mba hifoha sy hampatanjaka izay tavela.
|