forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
409 B
Markdown
8 lines
409 B
Markdown
|
# Inona no nampitandreman'i Kristy ho ataony raha tsy mibebaka ireo izay mitana ireo fampianarana diso ireo?
|
||
|
|
||
|
Kristy dia nampitandrina fa ho tonga Izy ary hifanandrina amin'ireo izay mitàna ireo fampianarana diso ireo.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nampanantenain'i Kristy an'ireo izay mandresy?
|
||
|
|
||
|
Kristy dia nampanantena fa ireo izay mandresy dia hihinana ny mana miafina ary handray vato fotsy miaraka amin'ny anaram-baovao.
|