plt_tq/psa/97/03.md

8 lines
333 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no vokatry ny afo izay mandalo eo anolon'i Yaveh?
Mandevona an'ireo mpifanandrina aminy amin'ny lafiny rehetra.
# Inona no mitranga amin'ny fanatrehan'i Yavej?
Manazava izao tontolo izao ny tselatr'i Yaveh; mahita izany ny tany dia mihorohoro ary miempo tahaka ny savoka ireo tendrombohitra eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh.