plt_tq/psa/89/41.md

12 lines
407 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no lazain'ny mpanoratra fa mitranga amin'ilay mpanjaka voahosotra?
Norobaina izy ary tonga fitaovana maharikoriko amin'ireo namany.
# Inona no nataon'ireo fahavalon'ny mpanjaka voahosotra?
Nanangana ny tanany ankavanana izy ireo ary natao hifaly.
# Inona no nitranga rehefa nandeha niady ny mpanjaka voahosotra?
Navadika ny lelan-tsabatry ny mpanjaka ary natao ho tsy afa-nijoro tanay ady izy.