plt_tq/psa/89/13.md

12 lines
291 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ni lazain'ny mpanoratra momba ny sandrin'i Yaveh sy ny tanany?
Manana sandry mahery Yaveh ary tanana mafy, avo ny tanany ankavanana.
# Inona no fiorenan'ny seza fiandrianan'i Yaveh?
Fahamarinana sy fahitsiana.
# Inona no tonga eo anatrehan'i Yaveh?
Famindrampo sy fahamarinana.