plt_tq/psa/89/03.md

8 lines
303 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tamin'iza no natao ny fanekena sy ny voady?
Tamin'ilay voafidy no natao ny fanekena ary ho an'i Davida no nanaovana ny voady.
# Mandra-pahoviana no ho mitoetra ireo taranaka mandimby sy ny seza fiandrianana?
Hitoetra mandrakizay ireo taranaka ary manerana ny taranaka rehetra ny seza fiandrianana.