plt_tq/psa/86/10.md

16 lines
481 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza ireery ihany no manao zava-dehibe sy mahatalanjona?
Andriamanitra irery ihany no manao zava-dehibe sy mahatalanjona.
# Inona no angatahan'i Davida hampianarin'i Yaveh azy?
Mangataka any hampianarin'i Yaveh ny lalany i Davida.
# Inona no hitranga rehefa mampianatra an'i Davida i Yaveh?
Handeha amin'ny fahamarinan'i Yaveh i Davida.
# Inona no lazain'i Davida amin'Andriamanitra fa hataony?
Davida hidera an'Andriamanitra ary hanome voninahitra ny anarany mandrakizay.