plt_tq/psa/80/09.md

12 lines
386 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'Andriamanitra mba hanomanana ny fambolena ny voaloboka?
Andriamanitra nanadio ny tany ho an'izany.
# Inona no rakofan'ny sampan'izany?
Nandrakotra ny tendrombohitra sy ny sedera avo indrindra ilay voaloboka.
# Hatraiza no nandefasan'ny voalobokoa ireo sampany sy ny sakeliny?
Naparitany hatrany amin'ny ranomasina ny sampany ary ny sakeliny tamin'ny Ony Eofrata.