plt_tq/psa/73/27.md

8 lines
230 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no ho ringana?
Ireo izay lavitra an'Andriamanitra no ho ringana, ary handrava an'izay rehetra tsy mahatoky Azy Izy.
# Inona ny zavatra iray izay ilain'i Asafa atao?
Ny hany tokony ataony dia ny manatona an'Andriamanitra.