plt_tq/psa/72/01.md

4 lines
232 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no angatahan'i Solomona amin'Andriamanitra mba homena ny mpanjaka sy ny zanany?
Mangataka an'Andriamanitra hanome ny lalàny marina ho an'ny mpanjaka i Solomona, ary mba hanome ny fahamarinan'Andriamanitra ho an'ny zanany.