plt_tq/psa/62/01.md

8 lines
315 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana davida no miandry an'Andriamanitra irery am-pahanginana?
Davida miandry an'Andriamanitra am-pahanginana satria avy amin'Andriamanitra ny famonjena azy.
# Inona no ilazan'i Davida an'Andriamanitra ho azy?
Davida miteny fa Andriamanitra irery ihany no vatolampy sy famonjena ho azy, ary tilikambony avo.