plt_tq/psa/61/04.md

8 lines
336 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Aiza Davida no honina sy hialoka?
Honina mandrakizay ao amin'ny tabernakelin'Andriamanitra i Davida ary hialoka ao amin'ny toeram-pierena ambany elatr'Andriamanitra.
# Inona no nataon'Andriamanitra ho an'i Davida rehefa nandre ny voadiny Izy?
Andriamanitra nanome azy ny lovan'ireo izay manome voninahitra ny anaran'Andriamanitra.